Entrée |
manaika
(aika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala) Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana) [1.1]
|
Explications en anglais | To collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity. [1.2]
|
Exemples | Manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
manaika,
manai- |
Passé : |
nanaika,
nanai- |
Futur : |
hanaika,
hanai- |
Impératif : |
manaiha |
|
|
Entrée |
manaika
(haika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [1.1]
|
| [Bezanozano]
[ mañaika ] mihantsy
[1.78]
|
Explications en anglais | [Provincial]
Same as mihaika
[1.2]
|
|