Entrée | manakimpy (kimpy) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manakombona ny hodimaso ka manjary tsy mahita ny maso: Manakimpy ny masony havia izy [1.1] | ||||||||
Explications en français | Fermer les yeux [1.3] | ||||||||
Exemples | Tsy hitako izay hahafahako, ka sady miady amin' ny hivihivy no manakimpy maso aho no misotro, nisotro kely araka izay azo atao.
[2.4] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | mampianky, manakimpy |
Mis à jour le 2024/02/27 |