Entrée |
manako
(ako)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany [1.1]
|
| Misy tamberim-peo [1.13]
|
Explications en anglais | Imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. [1.2]
|
Explications en français | Faire écho [1.3]
|
| Résonner [1.13]
|
Exemples |
1 | Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano.
[2.4]
|
2 | Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao!
[2.69]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manako |
Passé : |
nanako |
Futur : |
hanako |
|
|