Entrée |
manamboatra
(voatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao, manome endrika: Manamboatra trano Manomana, mikarakara: Manamboatra nahandro Mandamina, mandrindra: Izy no nanamboatra ny adinay [1.1]
|
Explications en anglais | To arrange, to prepare; to repair [1.7]
|
Explications en français | Arranger: préparer; réparer [1.8]
|
Exemples |
1 | ary manorina sy manamboatra ny trano tokony hivavahany;
[2.366]
|
2 | Afaka manamboatra ianareo roa lahy, hoy ny navaliny anay.
[2.445]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manamboatra |
Passé : |
nanamboatra |
Futur : |
hanamboatra |
|
Synonymes | |
|