Entrée |
manangoly
(angoly)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny Jer. kolikoly
[1.1]
|
Explications en anglais | To cheat, to deceive, to ensnare. [1.2]
|
| To lead astray [1.7]
|
Explications en français | Séduire, tromper [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
manangoly |
Passé : |
nanangoly |
Futur : |
hanangoly |
Impératif : |
manangole |
|
|