Entrée |
manankarena
|
Mots élémentaires | manana ;
harena |
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny olona manana amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena malala-tanana
[1.1]
|
Explications en anglais | (manan-karèna) rich, opulent, wealthy. [1.2]
|
| (manan-karèna) to be rich [1.7]
|
Explications en français | (manan-karèna) être riche [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy misy manankarena tahak'io, izao tany rehetra izao.
[2.366]
|
2 | Nefa lehilahy lehibe manankarena, hajaina eo an-tanàna!
[2.499]
|
|
Synonymes | ~ ~ ~ ~ ~ ~ |
Proverbes |
|