Entrée | manatakolaka (takolaka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Synonymes | manakolaka | ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |