Entrée | manatratra (tratra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manao izay hahatongavana eo amin' izay enjebina: Manatratra mpangalatra Manao izay hahavonjena olona eo amin' ny toerana misy azy: Nanatratra anao tamin' ny fito aho fa efa lasa ianao Mamonjy Miezaka mba hahatratra olona na biby mandeha erỳ aloha: Nanatratra ilay soavaly voalohany ilay fahama fa tsy nahatratra [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | mamonjy | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |