Entrée |
manavotra
(avotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako [1.1]
|
Explications en anglais | To redeem, to ransom [1.2, 1.7]
|
Explications en français | Racheter, rançonner; sauver [1.8]
|
Exemples |
1 | Manavotra ny mpikambana koa izahay.
[2.445]
|
2 | Manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana.
[2.117]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manavotra |
Passé : |
nanavotra |
Futur : |
hanavotra |
Impératif : |
manavota |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
manavotra
(avotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka, Tanala]
manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy)
[1.78]
|
| [Bezanozano]
mamindra,
manetsa
[1.78]
|
Explications en anglais | To root up, to pluck up, to eradicate [1.2]
|
Morphologie |
Présent : |
manavotra |
Passé : |
nanavotra |
Futur : |
hanavotra |
|
Synonymes | |
|