Entrée |
mandoro
(doro)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga Manao: Mandoro arina
[1.1]
|
Explications en anglais | To burn [1.7]
|
Explications en français | Brûler [1.8]
|
Exemples |
1 | Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa.
[2.470]
|
2 | Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mandoro |
Passé : |
nandoro |
Futur : |
handoro |
Impératif : |
mandoroa |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|