Entrée |
mandrivirivy
(rivirivy)
|
Partie du discours | verbe actif ou adjectif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny kapoka, tehamaina mafy sady betsaka, sesilany: Kapoka mandrivirivy no nafitsok' i rainy azy [1.1]
|
Explications en anglais | To be thrown in large numbers, as stones [1.7]
|
Explications en français | être lancé ou tomber en grand nombre, comme des cailloux [1.8]
|
Exemples | Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
mandrivirivy |
Passé : |
nandrivirivy |
Futur : |
handrivirivy |
|
|