Entrée |
maneho
(seho)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo [1.1]
|
Explications en anglais | To exhibit, to display [1.7]
|
Explications en français | Montrer, exhiber [1.8]
|
| Présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler [1.13]
|
Exemples |
1 | Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa.
[2.472]
|
2 | Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Présent : |
maneho |
Passé : |
naneho |
Futur : |
haneho |
Impératif : |
manehoa |
|
|