Entrée | maneso (eso) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To scorn, to mock [1.7] | ||||||||
Explications en français | Mépriser, se moquer de [1.8] | ||||||||
Exemples | ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso"
[1.38] | ||||||||
Vocabulaire | Emotions | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot maneso | ||||||||
Anagrammes | maneso, mañose, masoñe |
Mis à jour le 2023/01/05 |