Entrée | manevokevoka (evokevoka (evoka)) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toa manempotsempotra [1.1] | |
Exemples | Ary ao an-day mafana dia mafana, ka tsy azoko itoerana, ary tsy hatelemam-bary fa manevokevoka.
[2.59] | |
Mis à jour le 2023/02/26 |