Entrée |
manipy
(tsipy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandefa zavatra mafy amin' ny tanana, mitoraka: Tsy mahay manipy baolina ialahy izany! Manary: Aza manipy rano eny an-dalambe fa mety handena olona ianao [1.1]
|
Explications en français | Lancer [1.13]
|
Exemples |
1 | Koa manipy teny aminareo izahay;
[2.587]
|
2 | Dia manipy kitay iray tanana ny ao an-trano.
[1.437]
|
3 | Vita izay, i Mira mandatsaka katsaka, izaho kosa manipy tsaramaso ary manototra ny lavaka.
[2.117]
|
|
Morphologie |
Présent : |
manipy |
Passé : |
nanipy |
Futur : |
hanipy |
Impératif : |
manipaza |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
manipy
(tsipy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara, Tambahoaka]
mamafy (voa )
[1.78]
|
|