Entrée |
manisika
(sisika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [1.1]
|
| Mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [1.13]
|
Explications en français | Espacer, intercaler [1.13]
|
Exemples | Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto.
[2.528]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
manisika |
Passé : |
nanisika |
Futur : |
hanisika |
Impératif : |
manisiha |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
manisika
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
mividy
[1.78]
|
|
Entrée |
manisika
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tanosy]
mihantsy
[1.78]
|
|