Entrée |
marika
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1]
|
Explications en anglais | A sign or mark A plan or drawing Arithmetic [1.7]
|
Explications en français | Signe ou marque [1.8]
|
Exemples |
1 | Nisy marika hafa koa hitako.
[2.472]
|
2 | Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any.
[2.470]
|
|
Morphologie |
Simple : |
marika,
mariko,
marikao,
mariny,
maritsika,
marikay,
marikareo,
marik',
mari-,
mariky |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Origine | Français: marque.
|
Proverbes |
|