Entrée |
matoatoa
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1]
|
Explications en anglais | A ghost [1.7]
|
Explications en français | Fantôme, revenant [1.3, 1.8]
|
| Spectre [1.8]
|
Exemples | Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka.
[2.5]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
Article |
|