Entrée | medaly | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy) [1.1] | |
Origine | Anglais: medal. | |
Analogues | meday | |
Anagrammes | medaly, mileda |
Mis à jour le 2021/12/03 |