Entrée |
miahiahy
(ahiahy (ahy))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [1.1]
|
Explications en anglais | To be distrustful, to be suspicious. [1.2]
|
| To worry, to be suspicious [1.7]
|
Explications en français | Avoir de l'inquiétude, des soupçons [1.8]
|
Exemples | Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova.
[2.472]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
miahiahy |
Passé : |
niahiahy |
Futur : |
hiahiahy |
|
Proverbes |
|