Entrée |
miantehitra
(antehitra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miankina amy..., matoky: Miantehitra aminao aho momba ilay raharaha noresahiko taminao [1.1]
|
Explications en anglais | To confide in one implicitly, to trust to, to venture on. [1.2]
|
Exemples | Miantehitra be loatra amin' ny mamba ny vinanin' ise, ary nefa tsy misy io biby io ny lovantsofina ambaniandro tsy nanadino ny sira.
[2.5]
|
Morphologie |
Présent : |
miantehitra |
Passé : |
niantehitra |
Futur : |
hiantehitra |
Impératif : |
miantehera |
|
|