Entrée |
miaritra
(aritra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [1.1]
|
Explications en anglais | To endure [1.2, 1.7]
|
| To sustain, to bear with, to bear. [1.2]
|
| To suffer [1.7]
|
Explications en français | Supporter, endurer [1.8]
|
Exemples | Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny.
[2.472]
|
Morphologie |
Présent : |
miaritra |
Passé : |
niaritra |
Futur : |
hiaritra |
Impératif : |
miareta |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|