Entrée |
miaro
(aro)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Mialona, miady noho ny fialonana [1.78]
|
| Manao izay tsy hahavoazan' ny fahavalo, ny loza, ny ratsy: Miaro ny zanany amin' ny papango ny reniakoho Mitahy: Miaro antsika lalandava Andriamanitra Misakana tsy ho voa: Miaro ny voa vao nafafy amin' ny hainandro ireto ampanga ireto Mandrara: Miaro ny sahany tsy hihazana izy Mamely raha misy mitady hikasika ny tena: Hita porofo fa niaro tena Rakoto [1.1]
|
Explications en anglais | To defend, to guard, to protect, to forbid, to prevent; to watch with jealously. [1.2]
|
| To protect, to defend [1.7]
|
Explications en français | Protéger, défendre [1.8]
|
| Protéger [1.13]
|
Exemples | Elobe iray no tsy misaraka an' dRainitoandro isam-pahavaratra ary kapa fingotra natao tamin' ny kodiaram-piarakodia no kiraro miaro ny faladiany.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
miaro |
Passé : |
niaro |
Futur : |
hiaro |
Impératif : |
miarova |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|