Entrée |
midify
(dify)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
[1.1]
|
Explications en anglais | To turn aside [1.2, 1.7]
|
| To dodge [1.7]
|
Explications en français | S'esquiver [1.8]
|
Exemples |
1 | Nifanofa tànana, dia samy nidify.
[2.5]
|
2 | Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha.
[2.471]
|
|
Morphologie |
Présent : |
midify |
Passé : |
nidify |
Futur : |
hidify |
Impératif : |
midifia |
|
|
Entrée |
midify
(dify)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en anglais | To have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2]
|
Vocabulaire |
|