Entrée | mifampisakambina (sakambina) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Samy mamihina ny vatan' ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan' ny iray ataony ao an-damosin' ny iray: Variana erỳ Rasoa nijery azy roa vao nampakarina mifampisakambina eny andalambe [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |