Entrée | mifanaizana (aizana) | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Explications en malgache | Enti-milaza ny zaza mifanarakaraka, izany hoe ny iray mbola tany am-bohoka, ny iray aizana: Zaza nifanaizana izy mirahavavy ireo ka tsy mahagaga raha miady lava izao [1.1] | ||
Explications en anglais | The condition of the two youngest children in a family. [1.2] | ||
Vocabulaire | Rapports: famille | ||
Mots composés |
| ||
Anagrammes | fanamaizina, mifanaizana |
Mis à jour le 2023/01/20 |