Entrée | mifanambina (ambina) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mitondra soa ho an' ny ankilany avy ny fiarahan' ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka maro no nahangona harem-be [1.1] | ||||||
Exemples | ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy alakaosy.
[1.381] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Anagrammes | mifanambany, mifanambina |
Mis à jour le 2023/02/07 |