Entrée |
mifanohitra
(tohitra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao [1.1]
|
Explications en français | Opposé, contraire [1.13]
|
Exemples |
1 | Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko.
[2.471]
|
2 | Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo.
[2.5]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mifanohitra |
Passé : |
nifanohitra |
Futur : |
hifanohitra |
Impératif : |
mifanohera |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|