Entrée |
mifoka
(foka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1]
|
Explications en anglais | To breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [1.7]
|
Explications en français | Aspirer; absorber; fumer [1.8]
|
Exemples | Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro.
[2.4]
|
Morphologie |
Présent : |
mifoka |
Passé : |
nifoka |
Futur : |
hifoka |
Impératif : |
mifoha |
|
Mots composés |
|
|