Entrée |
mifototra
(fototra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1]
|
Explications en anglais | To be rooted; to be based on [1.7]
|
Explications en français | être enraciné; être basé sur [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
mifototra |
Passé : |
nifototra |
Futur : |
hifototra |
Impératif : |
mifotora |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|