Entrée |
mihamafy
(mafy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Allégation | Mot ou locution vu dans: mitombo
|
Exemples |
1 | Ary mihamafy sy mihamihanaka ilay izy.
[2.472]
|
2 | Mihamafy fatorana ny fifankatiavana noho izany.
[2.436]
|
3 | Jereo fa tsy mety simba ny vato mihamafy ny tany.
[2.445]
|
4 | Mihamafy hatrany ny fitempon' ny fony ary natahorany hijanona tampoka araka ny ahiahiny.
[2.470]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|