Entrée |
mihazo
(hazo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory [1.1]
|
Explications en anglais | To pass by way of [1.7]
|
Explications en français | Passer par [1.8]
|
Exemples | Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
mihazo |
Passé : |
nihazo |
Futur : |
hihazo |
|
Proverbes |
|