Entrée |
mikaviavia
(kaviavia (haviavia (havia)))
|
Partie du discours | verbe actif ou adjectif
|
Explications en malgache | Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny
[1.1]
|
Explications en anglais | To seek to do something unseemly [1.2]
|
Exemples |
1 | Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy.
[1.369]
|
2 | Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity.
[2.528]
|
|
|