Entrée |
milangalanga
(langalanga)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Avo be manerinerina, miezoezo: Mitangalanga ity trano ity Miteronterona, miringiringy ambony zavatra: Haratra eny ireny ankizy milangalanga eny antampon' ny trano ireny Miavonavona, mianjonanjona: Milangalanga loatra iny vehivavy iny na miteny na mandeha [1.1]
|
Explications en anglais | Same as langalanga
[1.2]
|
|
Entrée |
milangalanga
(langalanga)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en anglais | To be high; to be sharp, as a spear; to lift the head, as a serpent or a horse does (Prov.) [1.2]
|
Morphologie |
Présent : |
milangalanga |
Passé : |
nilangalanga |
Futur : |
hilangalanga |
|
|