Entrée |
mipararetra
(pararetra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
|
Explications en anglais | To tremble, shake, or vibrate [1.2]
|
| To vibrate, to tremble [1.7]
|
Explications en français | Vibrer, trembler [1.8]
|
Exemples | Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.
[2.996]
|
Morphologie |
Présent : |
mipararetra |
Passé : |
nipararetra |
Futur : |
hipararetra |
Impératif : |
miparareta |
|
Proverbes |
|