Entrée | mirana | ||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||
Explications en malgache | Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany:
Olona miran-dava io zazavavy io [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | Happy, radiant, smiling [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | Radieux [1.3, 1.8] | ||||||||||||
Content, enjoué, réveillé [1.3] | |||||||||||||
Heureux, souriant [1.8] | |||||||||||||
Exemples | Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana.
[2.470] | ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Synonymes | miramirana | ||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||
Anagrammes | manary, manira, marina, mirana |
Mis à jour le 2023/10/19 |