Entrée |
miray
(iray)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...) Mikambana amin' ny fanambadiana Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray
[1.1]
|
| Mivady [1.13]
|
Explications en anglais | See Iray [1.2]
|
| To be united; to be of one mind [1.7]
|
Explications en français | S'unir, être unis; être d'accord [1.8]
|
| S'accoupler [1.13]
|
Morphologie |
Présent : |
miray |
Passé : |
niray |
Futur : |
hiray |
Impératif : |
miraisa |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|