Entrée | miresaka (resaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy? Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana [1.1] | ||||||||
Explications en français | Causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup [1.3] | ||||||||
[Sakalava-Mayotte] Crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort [1.405] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot miresaka | ||||||||
Anagrammes | miresaka, misarake, seramika |
Mis à jour le 2024/04/16 |