Entrée |
misosoka
(sosoka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [1.1]
|
Explications en anglais | To be mended or darned; to intrude into things [1.7]
|
Explications en français | être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [1.8]
|
Morphologie |
Présent : |
misosoka |
Passé : |
nisosoka |
Futur : |
hisosoka |
Impératif : |
misosoha |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|