Entrée |
mitatra
(itatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [ miitatra ] Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1]
|
| Mitombo habe [1.13]
|
Explications en français | Se dilater [1.13]
|
Exemples |
1 | Nitatra ny fanjakana tamin' ny androny
[2.508]
|
2 | aoriana dia mety hitatra ny fampianarana
[2.356]
|
3 | Mitatra koa ny hevitr' io teny io ankehitriny
[2.285]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mitatra |
Passé : |
nitatra |
Futur : |
hitatra |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Autres orthographes |
Proverbes |
|