Entrée |
miteny
(teny)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo".
[1.1]
|
Explications en anglais | To speak, to tell; to admonish [1.7]
|
Explications en français | Parler, dire; admonester [1.3, 1.8]
|
| Discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir:
Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement) [1.3]
|
Exemples |
1 | Nanontany an-dRenilezo izay miteny aho;
[2.324]
|
2 | Aza manapaka an-drainao raha miteny izy.
[2.270]
|
3 | Miteny irery, toy ny miresaka amim-Bazimba.
[2.69]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miteny |
Passé : |
niteny |
Futur : |
hiteny |
Impératif : |
mitenèna |
|
Mots composés |
|
Hyponymes |
|
Proverbes |
|