|
|
|
|

Entrée1  mitodika (todika)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy [1.1]
Explications en anglais  4  To turn to look; to turn around, to turn toward something [1.7]
Explications en français  5  Tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose [1.8]
6  S'orienter vers, se diriger vers [1.13]
Exemples  7  Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko. [2.471]
8  tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot mitodika

Mis à jour le 2023/10/04