Entrée |
mitompo
(tompo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mikiry amin' ny heviny [1.1]
|
Exemples |
1 | Ny firenena sasany angamba, indrindra ny Tandrefana toa mitompo loatra amin' ilay safidy amam-piniavana izakany ny tenany;
[2.296]
|
2 | Sarotra no mitompo teny fantatra hoe iza amin'ireo fanafody amboarina ao an-trano no tena mandaitra ary iza no tsy mandaitra.
[2.424]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mitompo |
Passé : |
nitompo |
Futur : |
hitompo |
Impératif : |
mitompoa |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|