Entrée |
mitony
(tony)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mihaketraka, mihalefy: Efa mitony ve ny hatezerany? Mionona: Mitony ihany ny alahelo rehefa ela ny ela [1.1]
|
Explications en anglais | To be calm, to be quieted [1.7]
|
Explications en français | être serein, calme, apaisé: Nitony ny rivotra (Le vent s'est apaisé) ~
Nitony ny hatezerany (Sa colère s'est apaisée) Se ralentir, se dit des affaires, des corvées [1.3]
|
| Se calmer, s'apaiser [1.8]
|
Exemples |
1 | Nony nitony izany, nanoaka sahala amin' ny avy natory izy
[2.472]
|
2 | Indraindray aho mba mitony sy resy lahatra ihany fa matetika kosa dia, ehe!
[2.528]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mitony |
Passé : |
nitony |
Futur : |
hitony |
Impératif : |
mitonia |
|
Hyponymes |
|
|