Entrée | mitsitapitapy (tsitapitapy (tapitapy)) | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Miatoato ny fisiany, mampoelana, hita misy dia tsy misy indray: Loharano mitsitapitapy [1.1] | ||||||
Miatoato ny fisehony [1.13] | |||||||
Explications en français | Intermittent [1.13] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |