|
|
|
|

Entrée1  mivezika (vezika)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy [1.1]
Explications en français  4  Changer souvent de place, aller ça et là [1.3#831]
Exemples  5  ka nivezik' atsy nivezika aroa [1.436]
6  mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita [2.445#43]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/20