Entrée | mpampanoa | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Mpanao fanjakana ambony amin' ny raharaham-pitsarana, ka ny andraikiny dia ny mitsikera ny hadisoan' ny olona voampanga, mamaritra ny lalana tokony hampiharina aminy ary mitaky ny sazy antonona ny heloka vitany, ka amin' ny maha-solontenan' ny tany ama-monina azy no anaovany izany [1.1] | |
Anagrammes | ampañompa, mpampanao, mpampanoa |
Mis à jour le 2020/07/31 |