Entrée | mpanambara (ambara) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Izay milaza amin'ny fomba ôfisialy [1.13] | |
Explications en français | Révélateur [1.3] | |
Déclarant [1.13] | ||
Exemples | aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/05/14 |