Entrée |
mpanampy
(ampy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1]
|
| Olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13]
|
Explications en français | Auxiliaire [1.13]
|
Exemples |
1 | kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao.
[2.643]
|
2 | Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra.
[2.114]
|
|
|
Entrée |
mpanampy
(ampy)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zanateny entina manamafy teny iray [1.13]
|
Explications en français | Auxiliaire [1.13]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
Analogues |
mpanampy mahay roa |
|