Entrée |
mpanapaka
(tapaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | A governor, a ruler [1.7]
|
Explications en français | Gouverneur [1.8]
|
Exemples |
1 | Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony;
[2.59]
|
2 | taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio;
[2.69]
|
3 | Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy!
[1.237]
|
4 | tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra.
[2.285]
|
|
|
Entrée |
mpanapaka
(tapaka)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Interrupteur [1.13]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
|